Ry tanora namako !
Mon jeune ami!

O ry tanora namako,
Mon jeune ami,
Hianao no fahazavan’izao tontolo izao,
Tu es la lumière de ce monde
Aoka ho hita ny fahazavanao
Que ta lumière soit visible
Mba hankalazana sy hiderana
Pour glorifier et louer
Ny Tompo Andriamanitra
Notre Seigneur Dieu
Koa ento ny jiro ho hita
Ainsi porte cette lumière
Ho hitan’ireo izay mila
A ceux qui ont besoin de voir
Ny hatsaran’Ilay Mpamonjy !
La bonté du Sauveur

“Hianareo koa dia vavolombelona hanambara” hoy I Jesoa,
“Vous serez aussi des témoins” a dit Jésus
Mandehana, mijoroa
Lève-toi et va,
Ry tanora namako ô,
Mon jeune ami,
Momba antsika ny Tompo,
Car le Seigneur t’appelle
Aoka ho fianarana amin’ny fitondran-tena
Pour être un modèle par ta conduite
Sy amin’ny fitiavana
Ton amour
Sy amin’ny finoana
Ta foi
Ary fahadiovana !
Et ta pureté!

Télécharger la version instrumentale
Télécharger les Paroles en PDF
Télécharger le SOLFA en PDF