« Vous me chercherez, et vous me trouverez, si vous me cherchez de tout votre coeur. » Jérémie 29:13

 

Chers jeunes, 

Chers STK, 

Chers paroissiens,

Chers frères et soeurs en Christ,

 

Nous vous saluons dans le nom de Jésus-Christ ! 

Le jour-j pour l’événement “Tous en Un” approche et nous avons vraiment hâte de vous retrouver pour célébrer le Jubilé 20 lors de cette soirée. 

Voici les dernières informations pour participer à l’événement : 

Pour rappel, l’événement aura lieu le Vendredi 21 Mai 2021 à 20h, sur zoom, avec pour thème : Un pour tous, tous en Un. La salle sera ouverte à partir de 19h45. 

Voici les accès de connexion à l'événement à transmettre aux participants : 

Accès Zoom : 

Lien : http://tiny.cc/zoom-TousEnUn-STKN

ID de réunion : 777 288 8098, MDP : 423968

 

Accès Confcall :

Tél : +33170950103, Code : 7772888098#

 

Nous vous encourageons vivement à participer via l’application zoom pour faciliter les interactions mais toutefois, si vous ne pourrez pas interagir, il sera également possible de suivre la soirée via le lien youtube suivant : https://youtu.be/B_IZ_bYig6U

Pour des raisons d'organisation, si vous participez via zoom, veuillez vous inscrire sur ce lien : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdhCfgylqPVRyhVrzzJGTtp3xWJ1EmOYh1Hc1PnwPllhNAcNA/viewform?usp=pp_url

 

A vendredi, dans la joie du Christ ! 




« Raha tadiavinareo amin’ny fonareo manontolo Aho, dia hanaiky ho hitanareo. » Jeremià 29:13

 

 

Ho an’ny tanora,

Ho an’ny mpikambana STK

Ho an’ny mpiaramivavaka,

Ry havana malala ao amin’ny Tompo,

 

Faly Miarahaba anareo amin'ny anaran'i Jesoa Kristy!

Manakaiky dia manakaiky ny andro nandrasana. Efa tsy andrinay ny hahitana anareo amin’ny fankalazana ny jobily faha 20 taona “Tous en Un”.

Ireto ny fanamahirana farany hahafahanareo mandray anjara:

Izany dia ho tanterahana ny zoma faha 21 May 2021 amin’ny halalan’ny zoom. Ary mitondra ny lohahevitra hoe “Ny Ray ho an’i rehetra, isika rehetra ho iray”. Misokatra manomboka amin’ny 7ora sy 45min ny fivoriana. 

Ireto ny rohy hafahana manatrika izany: 

Accès Zoom : 

Lien : http://tiny.cc/zoom-TousEnUn-STKN

ID de réunion : 777 288 8098, MDP : 423968

 

Accès Confcall :

Tél : +33170950103, Code : 7772888098#

 

Manasa anareo fantratra izahay ny handray anjara amin’ny halalan’ny zoom mba hafahantsika mifanakalo, fa raha sanatria tsy afaka dia azonareo atao ny manaraka izany amin’ny Youtube ihany koa. Ity ny rohy: https://youtu.be/B_IZ_bYig6U

Mba hahazoanay manomana ny fihaonana amin’ny zoom dia miangavy izahay ny mba hisoratanareo anarana amin’ity rohy ity:

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdhCfgylqPVRyhVrzzJGTtp3xWJ1EmOYh1Hc1PnwPllhNAcNA/viewform?usp=pp_url



Amin’ny zoma izany o!

Samia ho tahin’ny Tompo