« Vous me chercherez, et vous me trouverez, si vous me cherchez de tout votre coeur. » Jérémie 29:13

Chers jeunes, Chers STK, Chers paroissiens,Chers frères et soeurs en Christ,

Bonjour à tous ! 

C'est avec un grand plaisir que le Comité du Jubilé 20 de la STK National, le Bureau National ainsi que les Commissions, vous invitent à « Tous en Un » pour célébrer ensemble le 20ème anniversaire de la STK National. Cet évènement aura lieu le Vendredi 21 Mai 2021 à 20h, sur zoom, avec pour thème : Un pour tous, tous en Un

 Rejoignez-nous en vous inscrivant sur ce lien avant le Vendredi 15 Mai 2021 : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdhCfgylqPVRyhVrzzJGTtp3xWJ1EmOYh1Hc1PnwPllhNAcNA/viewform?usp=pp_url

 PS : N’hésitez pas à partager sur les RS les différents visuels sur l’intranet (https://cloud.stk-national.fr/index.php/s/EOZw7vkKUUNpSlW )

 Nous reviendrons vers vous très vite pour les accès.

 À très bientôt, et soyez toujours bénis !

« Raha tadiavinareo amin’ny fonareo manontolo Aho, dia hanaiky ho hitanareo. » Jeremià 29:13

Ho an’ny tanora, Ho an’ny mpikambana STK, Ho an’ny mpiara-mivavaka, Ry havana malala ao amin’ny Tompo,

Miarahaba antsika rehetra!

 Fifaliana lehibe ho an’ny Komitin’ny Fankalazana ny faha-20 taonan’ny STK Nasionaly, ny Birao Nasionaly sy ny Vaomiera samihafa, ny manasa anareo amin’ny hetsika « Tous en Un » ho fankalazana ny Jobily faha 20 taona. Izany dia ho tanterahana ny Zoma faha 21 May 2021 izao amin’ny 8 ora hariva amin'ny zoom.

Ny loha-hevitra ho resahana amin’izany dia : Ny tsirairay ho an’ny rehetra, isika rehetra ho Iray

 Aza misalala misoratra anarana alohan’ny Zoma faha 14 May 2021 amin’ny alalan’ity rohy ity : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdhCfgylqPVRyhVrzzJGTtp3xWJ1EmOYh1Hc1PnwPllhNAcNA/viewform?usp=pp_url

 PS: Aza misalasala mizara ireto mari-panavahana ireto amin’ny tambajotra sosialy.

 Ho avy tsy ho ela ny rohy hafahafana manaraka izany.

 Manantena ny fahatongavanareo izahay, dia ho tahian’ny Tompo lalandava !