Matoa izahay tonga toa izao
Dia taratry ny herinao, Jesoa tia
Si ma jeunesse est réussie
C’est que par ta Grâce je suis ébloui
Refrain:
Tanora ho Anao izahay
Manandra-peo sy miray fo
Ho voa tsara indray
Ka ny herinao no hanampy hamoa
Tu es source de lumière
Source d’Amour, de Paix et de Joie
Bénis Seigneur, toute les STK
Matoa izahay no tafaray
Noho ilay Fitiavanao ry Ray, ho anay
Grace à ta bonté Seigneur
Cette rencontre en Ton honneur
Témoin de ta grandeur
Refrain
Ka teny kely tsotra iray
No hanavaozanay indray, ilay voadinay
[ Que la vie de la STK
Soit un vrai message de Foi
“Nous germerons pour Toi” ] (x2)